Entry (1/2) | 1 fanakobàna |
Root | 2 koba |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] fanaovana zavatra ho mohaka malemy dia malemy; fanaovana izay tsy hahafa-panadinana mpianatra iray |
Explanations in French |
5 [1.3#343] action de réduire en marmelade |
Entry (2/2) | 6 fanakobana |
Root | 7 kobana |
Part of speech | 8 noun or adjective |
Explanations in Malagasy |
9 [1.1] Fomba entina manakobana, manatsoboka ny lamba sasana ao anaty rano madio mba hanala ny ranon-tsavony Azo kobanina |
Explanations in French |
10 [1.3#344] Manière de remuer, de faire gonfler |
Anagrams | 11 fanabokana, fanabonaka, fanakobana, fanakobàna, nanabofaka |
Updated on 2023/02/28 |