Entry fanairana (taitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Famohazana: Ataovy amin' ny enina ny fanairana ny ankizy mpianatra sao diso fidirana izy ireo [1.1]
 Anjomara, antsiva [1.13]
Explanations in French Avertisseur [1.13]
Compound words 

Entry fanairana (taitra)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampitahorana tampoka: Ny fanairanao azy tamin' iny biby iny no nankarary ny zanako
Fanabatabana ny saina tampoka: Nandraiki-narary aho tamin' ny fanairanao ahy hoe narary mafy i dada [1.1]
Explanations in French L'action de surprendre, la cause [1.3]
 Excitation [1.13]
Compound words 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31