Entry fampijaliana (jaly)
Part of speech noun
French translation action de faire souffrir, de faire atten [...] [full text in Rajaonarimanana 1995]
Morphology 
fampijaliana
fampijaliako
fampijalianao
fampijaliany
fampijaliantsika
fampijalianay
fampijalianareo
fampijalian'
fampijalian-
fampijaliam-
fampijalia-
-pampijaliana
-pampijaliako
-pampijalianao
-pampijaliany
-pampijaliantsika
-pampijalianay
-pampijalianareo
-pampijalian'
-pampijalian-
-pampijaliam-
-pampijalia-
Examples 
1Teo ireo zavatra rehetra natao teo an-toerana, ny fisamborana, ny fampijaliana, ny famonoana. [Andraina: Mitaraina, page 244]
2Nanomboka indray ny famonoana tsy ahoan-tsy ahoana sy ny fampijaliana ny babo noho ny antony maivana. [Andriamalala: Zazavavindrano, page 23]

Updated on 2020/07/31