Entry fampifanarahana (araka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fampiadiana rafitra
Fampitoviana zavatra roa na maromaro [1.13]
Explanations in French Ajustement
Réglage [1.13]
Examples hafainganina ny fampifanarahana ny fampianarana ambonintsika amin' ny fepetra iraisam-pirenena [4.27]
Vocabulary 
Compound words 

Updated on 2023/08/29