Entry | fampakaram-bady | |
Elementary words | fampakarana ; vady | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Fankalazana eo imasom-bahoaka ny fanambadian' ny olona roa vao hivady [1.1] | |
Explanations in English | [vady, a partner.] A marriage; usually the time of marriage, or the marriage ceremonies, a wedding. [1.2] | |
A wedding [1.7] | ||
Explanations in French | Mariage [1.8] | |
Examples | Dia nisy fampakarambady nangotrakotraka teo Ambohidratrimo sy Ambohitsitakatra tamin' iray andro izay
[1.436] | |
Synonyms | mariazy ~ fampakarana | |
Updated on 2023/11/26 |