Entry famorana (fora)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandidiana foitran-jaza, izany hoe fanalana ilay hoditra manarona ny lohan' ny filahian-jaza; fanaovana hasoavana
Mitovy hevitra: didifoitra ~ hasoavana ~ sambatra ~ sikina [1.1]
Examples Tamin' ny andron' Andriamanelo no nanaovana ny famorana voalohany tany Imerina. [2.113]
Article 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20