|
|
|
|

Entry1  familiana
Root  2 vily
Part of speech  3  noun
Explanations in Malagasy  4 Fampandehanana amin' ny lalan-kafa fa tsy amin' ny hitsiny teo aloha; fampivionana; fanolahana [1.1]
Explanations in French  5 dérivation [1.13]
6 volant de direction [1.13]
Examples  7  Ety amin' ny familiana avokoa! [2.471#]
8  Nasiany fingotra ny kodiarany ary nataony boribory tsara koa ny familiana. [2.332#]
All compound words  9  2 combinations of that word

Anagrams  familiana, 10 lafi-maina

Updated on 2026/02/26