|
|
|
|

Entry (1/2)1  fahefatra
Root  2  efatra
Part of speech  3  adjective
Explanations in Malagasy  4  [1.1] Enti-milaza izay mitana ny laharana aorian' ny fahatelo: Ny avrily no volana fahefatra amin' ny taona
Explanations in English  5  [1.2#130] the fourth
Explanations in French  6  [1.3] quatrième
Examples  7  Sarimpolanelina fahefatra sy irain-jehy, novidina ariary. [2.59]
8  Ny andro fahefatra vao nijaingijaingy nankeny an-tseranana aho. [2.471]
9  Teo amin' ny herinandro fahefatra izahay dia somary nitombo hery kely. [2.643]
10  Ary ny olona izay efa nody avy tamin' ny fahababoana dia nitandrina ny Paska tamin' ny andro fahefatra ambin' ny folo tamin' ny volana voalohany [2.996]
Other spellings  11  fahaefatra
Compound words 
Titles  14  Lalam-panorenana ho an' ny Repoblika fahefatra : Constitution de la quatrième République (Fanjakana Malagasy)

Entry (2/2)15  fahefatra
Root  16  efatra
Part of speech  17  noun
Explanations in English  18  [1.2#130] four fathoms
Explanations in French  19  [1.3] quatre brasses
Vocabulary  20  Space

Updated on 2023/02/25