Entry | fahefany (efatra) | |
Part of speech | noun fahefatra and pronoun | |
Explanations in Malagasy | Ampahefatry ny famarana antsoina hoe vata, izany hoe tokotokony ho dimy litatra eo ho eo amin' ny filazam-patra ankehitriny: Nividy vary eran' ny fahefany aho fa tsy nisy hatokona akory tao an-trano [1.1] | |
Explanations in French | Le quart, la quatrième partie [1.3] | |
Updated on 2020/07/31 |