|
|
|
|

Entry1  fahazazana
Root  2 zaza
Part of speech  3  noun
Explanations in French  4 l'enfance [1.3]
5 enfance [1.5]
Examples  6  Ny fitiavana dia ny eritreritra ihany no mahamasina sy mampatsatso azy, koa raha hatramin' ny fahazazana no efa nilalaovan' ise an' i. [2.5#48]
7  miova ho fanafenan-kilema ny tsy fananan-tsinin' ny fahazazany. [2.470#82]
8  Niverina tampoka tao an-dohako ny fahazazako, ka nanjary nihomehy aho. [2.471#72]
Morphology 
9  Simple :
10  Prefixed :
Synonyms  11 hazazana

Updated on 2026/02/26