Entry fahavononana (vonona)
Part of speech noun
Examples 
1Fahatanorana feno tanjaka sy fahavononana no tao aminy. [2.470]
2Mila fahavononana tsy miato avy amin' ny mpiandraikitra ny fahefam-panjakana ny fivoahana {text: [4.27]
Morphology 
Simple : fahavononana, fahavononako, fahavononanao, fahavononany, fahavononantsika, fahavononanay, fahavononanareo, fahavononan', fahavononan-, fahavononam-, fahavonona-
Prefixed : -pahavononana, -pahavononako, -pahavononanao, -pahavononany, -pahavononantsika, -pahavononanay, -pahavononanareo, -pahavononan', -pahavononan-, -pahavononam-, -pahavonona-

Updated on 2023/01/20