Entry fahatanorana (tanora)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny fizaran' ny fiainan' ny olombelona, na ny biby koa aza, eo amin' ny fotoana isandratany ary ivelaran' ny sainy sy ny toe-batany: Matanjaka sy mahery fony fahatanorana, saingy tsy ampy fandanjalanjana / Ny fahatanoran' ny andro, ny misandratra andro [1.1]
Explanations in English Youthfulness; the days of youth [1.7]
Explanations in French état de jeunesse; le jeune âge [1.8]
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/01/20