Entry fahatairana (taitra)
Part of speech   noun
Malagasy definition   Fihetseham-po mahita na mandre zavatra tampoka tsy nampoizina: Mifoha amim-pahatairana
¶ Fivadiham-po: Tsy hita holazaina ny fahatairako nahita ilay ombalahy be tandroka roa metatra teo anoloako [Rajemisa 1985]
English definition   alarm; surprise; excitement [Hallanger 1973]
French definition   alerte, alarme, surprise, crainte subite [Hallanger 1974]
Vocabulary  

2009/04/02