Entry | 1 fahamarinana |
Root | 2 marina |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 [1.1] Ny rariny, ny hitsiny, ny marina: Manaova ny fahamarinana mandrakariva Toetran' ny olona antsoina hoe marina, izany hoe: -- tsy mandainga, tsy mamitaka: Nitsotra tamim-pahamarinana izy fa naka ilay omby -- tsy manambaka fa manao ny rariny, ny hitsiny: Olona mahalala ny fahamarinana ny mpampiasa anay |
Explanations in English |
5 [1.7] the truth; justice; a state of righteousness; righteous conduct |
Explanations in French |
6 [1.8] vérité; justice; bonne conduite |
Synonyms | 7 hamarinana |
Proverbs | 8 Proverbs containing the word fahamarinana |
Quotes | 9 Texts mentioning fahamarinana |
Anagrams | 10 fahamanirana, fahamarinana, fahamiranana, fanamarihana |
Updated on 2023/01/20 |