Entry fafam-bolontondro (fafa, volo, tondro)
Part of speech expression
Malagasy definition Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [Rajemisa 1985]
English definition Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [Richardson 1885]
French definition que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [Abinal 1888]
Synonyms fafanimondry

2013/11/19