|
|
|
|

Entry1  fafam-bolontondro
Elementary words  2  fafa, volo, tondro
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  Ilazana zavatra nisy nangalatra na nipaoka ka tsy misy na inona na inona tafajanona azon' ny volon' ny tondro na fanondro fafana [1.1]
Explanations in English  5  Completely cleared off. Used chiefly of the confiscation of property. [1.2]
Explanations in French  6  que le poil du doigt peut balayer, où rien n'est épargné, raflé [1.3]
Synonyms  7  fafanimondry

Updated on 2023/09/10