| Entry (1/3) | 1 fafa |
| Part of speech | 2 noun |
| Explanations in Malagasy |
3 fanalana ny loto, fanadiovana zavatra na toerana: Ratsy fafa izany trano izany.
[1.1] |
| Explanations in English |
4 sweeping, cleaning off. See faoka.
[1.2] 5 the act of sweeping [1.7] |
| Explanations in French |
6 action de balayer
[1.3#136, 1.8, 1.82] 7 [Antesaka] action d'asperger, d'essuyer [1.82] 8 (dans toute l'île) (du malais papa : action de balayer). Nom général des plantes dont les tiges ou les rameaux servent à faire des balais. (voir aussi famafa et kifafa). [1.196] |
| Examples |
9 Nisento Vololona, dia ny fafa trano no notohizany.
[2.529]
10 Nony vita fafa, dia naka omby vositra izy natao sorona, nadaboka teo atsinanan-trano. [2.606] |
| Derivatives |
|
| All compound words | 41 4 combinations of that word |
| Entry (2/3) | 42 fafa |
| Part of speech | 43 noun |
| Explanations in Malagasy |
44 [Antesaka] hazo fisaka
[1.78] |
| Explanations in French |
45 [Antesaka] planche
[1.82] |
| Entry (3/3) | 46 fafa |
| Part of speech | 47 adjective |
| Explanations in Malagasy |
48 [Antesaka+Antambahoaka+Antemoro+Bara] badalela
49 [Antemoro] mibadabada, miambatrambatra 50 [Antambahoaka] miraikidela [1.78] |
| Explanations in French |
51 [Antesaka] bègue
[1.82] 52 [Tankarana] qui bégaie. (vava). [1.19] |
| Derivatives |
|
| Updated on 2026/02/04 |
|