Entry famafa (fafa)
Part of speech noun
Malagasy definition  [Bara, Tambahoaka] kofafa [Rakotosaona 1972]
  [Sihanaka, Tanosy] kifafa [Rakotosaona 1972]
English definition a brush, a broom. [Richardson 1885]
 a broom [Hallanger 1973]
French definition balai [Hallanger 1974, SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms kifafa ~ kofafa
Examples Noho izany, indro kosa aho hitarika ny loza ho amin' ny tranon' i Jeroboama, haringako avokoa ny lehilahy izay an' i Jeroboama, na ny andevo na ny olona afaka, amin' Israely, hataoko hoatra ny famafa diky ny famafa ny tranon' i Jeroboama mandra-pahalevony tsy misy intsony. [Baiboly: 11.14.10]

Entry famafa
Part of speech noun
French definition  [Betsimisaraka, Sakalava] (de fafa : balai). Nom général des plantes dont les rameaux sont utilisés pour faire des balais. Plus spécialement :
¶  Scoparia dulcis L. (Plantaginaceae). Très commune dans les régions côtières. Le jus exprimé de cette plante est réputé anti-diabétique. On en fait boire au malade un petit verre avant chaque repas.
¶  Henonia scoparia Moq. (Amaranthaceae) (voir aussi kifafa). [Boiteau 1997]
Vocabulary 
Scientific name Henonia scoparia, Scoparia dulcis

2019/08/17