Entry etsy ange
Elementary words etsy ; ange
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Teny kely somary miangola entina hitaomana olona hihaino izay lazaina: Etsy ange, mba ierao amin' ny mpampianatra aho fa manavy ka tsy afaka hianatra [1.1]
Explanations in English Come here; listen [1.7]
Explanations in French écoute un peu, viens ici [1.3]
 Viens ici [1.8]
Examples Ary etsy ange, mba efa nilazanao ve Ikemba? [2.499]

Anagrams 

Updated on 2023/08/21