Entry eto ho eto
Elementary words eto ; ho
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Milaza toerana tsy tondroina marina' fa tokotokony fotsiny: Tsy fantatro marina fa eto ho eto no misy ny tranon-dry Rabevokatra [1.1]

Updated on 2023/10/28