Entry | etoana (eto) | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | Mitovy hevitra amin' ny hoe eto saingy fampiasan' ny olona amin' ny kabary raha tiana ho lavalava fa tsy hentitra loatra ny teny amin' ny fandaharana: Vory etoana isika mianakavy [1.1] | |
Anagrams | antaoe, etoana |
Updated on 2020/07/31 |