Entry erona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fitezerana, fandrahonana
¶ Famoahana feo toy ny mingonona ary arahina fihetsehana vonon-kandramatra [Rajemisa 1985]
Explanations in English a growl, a roar [Hallanger 1973]
Explanations in French l'action de gronder, de rugir, de rĂ©primander [Abinal 1888]
 grondement, rugissement [Hallanger 1974]
Vocabulary 
Derivations 
Examples ary kiakiaka sy naonaona mbamin' ny erona sy reondreona fotsiny toy ny an' ny biby amam-borona no hainy. [Rabemolaly: Fary, page 216]

Entry erona
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taimoro] hendry [Rakotosaona 1975]

Entry erona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fofon-kanina na zavatra may: Maimbo erona [Rajemisa 1985]

Updated on 2020/07/31