Entry (1/4) | 1 erà |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 Ambony; toerana avo iavian' ny rano amin' ny renirano (mifanohitra amin' ny ava): Tany irà ilay amboadia no nisotro, ary tany ava ilay zanak' ondry, kanefa dia ilay zanak' ondry indray no nolazainy fa nandoto ny rano nosotro iny / Avy any erà no nidina itỳ lakana itỳ [1.1] |
Explanations in French |
4 amont [1.3#128] |
Vocabulary |
5 Space |
Compound words |
|
Entry (2/4) | 7 era |
Part of speech | 8 noun |
Explanations in Malagasy |
9 Enti-milaza fifampiraharahana na fanalalanana [1.1] |
Derivatives |
|
Entry (3/4) | 13 era |
Part of speech | 14 noun |
Explanations in Malagasy |
15 filazana [Taisaka]
[1.78] 16 fifanarahana [Bara] [1.78] 17 Fangatahana na fiangaviana lalana alohan' ny hanao zavatra: Efa vita era tsara tamin' ny rainao ve ny handehananao? [1.1] |
Explanations in English |
18 consent, permission [1.7] |
Explanations in French |
19 permission [1.3#128, 1.8] 20 action de consulter, de demander conseil, consentement [1.3#128] 21 action de demander la permission [1.8] 22 avis [Taisaka] [1.82] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Entry (4/4) | 30 era |
Part of speech | 31 noun |
Explanations in English |
32 fanisana taona manomboka amin' ny nisehoan' ny zava-dehibe anankiray [1.17] |
Anagrams | 33 are, era, erà, rea, are, era, erà, rea |
Updated on 2023/06/15 |