Entry eladrano (elaka, rano)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavatra mielakelaka mamirapiratra hita any anaty tany ka anaovana karazan-javatra maro sarobidy [Rajemisa 1985]
 karazana mpanefitr'aratra voajanahary, karazana mineraly marefo, azo tsifahina [SLP 1986]
Explanations in French [ ela-drano ] mica [Abinal 1888]
 mica [SLP 1986]
Vocabulary 

Updated on 2020/07/31