Entry (1/4) | 1 ela- |
Part of speech | 2 morphological form of elatra |
Examples |
3 misalasala miela-misintaka ny ela-papango [2.857] 4 Volon' ela-borombe no penina, ka volom-borona ihany no atao anarany fa ny penina [1.437] |
Entry (2/4) | 5 ela |
Part of speech | 6 adjective |
Explanations in Malagasy |
7 Be taona, zoky: Ela kokoa ianao noho i dada ~ Efa ela dia ela itỳ hazo ity izany 8 Mijanona maharitra: Nahoana no ela tany an-tsena ianao? 9 Tsy haingana: Ela vao vita ny sakafonareo izany 10 Maharitra fotoana lava: Velona ela, hono, ny voay. [1.1] |
Explanations in English |
11 old; from olden times, long ago, long (in duration) [1.7] |
Explanations in French |
12 ancien, vieux; qui dure longtemps [1.8] |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Entry (3/4) | 25 ela |
Part of speech | 26 noun |
Explanations in French |
27 appellation botanique: Schizolaena [2.612] |
Vocabulary |
28 Botany: tree |
Entry (4/4) | 29 Elà |
Part of speech | 30 name (biblical) |
Explanations in English |
31 Elah [2.996] |
Explanations in French |
32 Ela [2.996] |
Vocabulary |
33 Holy Scriptures |
Biblical quotes | 34 Chapters and verses mentioning Elà |
Tables and plates |
35 Full list |
Anagrams | 36 ale, ela- |
Updated on 2024/11/22 |