Entry efatra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Telo ampiana iray: Efatra ny rindrin' ny trano [1.1]
Explanations in English Four [1.7]
Explanations in French Quatre [1.3, 1.8]
International symbols  4
IV [3.1]
Examples 
1Zaza efatra no milalao tsy lavitra azy eo. [2.470]
2Sarotra amin'izy efa-mianaka mihitsy ny manaraka ny lalana [2.324]
3Ny Evanjelista efa-dahy, Matio, Marka, Lioka sy Jaona, lehilahy tsy mitovy toetra, na dia samy Apostoly ihany aza [1.38]
Vocabulary 
Morphology 
Simple : efatra, efa-
Derivatives 
 
Compound words 
Anthroponyms 
Titles Vinanto efatra (Rapatsalahy Paul)
Tables and plates The Numbers
Addition
Multiplication
Proverbs 
Articles 

Anagrams 

Updated on 2023/05/18