Entry eboebo (ebo)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rehareha, rehaka, hakevohana, fisehoana ho mahay na ambony na manankarena noho ny hafa ka manambony tena noho izany; be rehaka, kevoka: Be eboebo koa izany raha olona! ~ Tsy tiako iny tovolahy iny fa eboebo lahy loatra
Mitovy hevitra: ajokajoka ~ edikedika ~ edinedina ~ hakevohana ~ rehareha ~ sehaseha
Mitovy hevitra: akoholahy fahavaratra ~ be beso ~ be ebo ~ be rehaka ~ be vava ~ doradora ~ kasikasy ~ lasanko vavany ~ mampilahendrena ~ matavy an-delany ~ tehoderaina ~ tia dera ~ tia doka ~ tsy maty am-bavany [1.1]
Examples Vita teo ny eboebo momba ny tsi-fahareseny an' ady. [2.472]
Derivatives 
Synonyms ebo

Updated on 2023/01/20