Entry drian > riana
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Rano mianjera avy amin' ny toerana ambony, izay matetika avy amin' ny fahatapahan' ny lalan' ny renirano, ka tsy misononoka intsony fa midina tampoka manaraka laha-bato mikitoantoana; noho ny rano mianjera mafy, dia misy roatrany be ary mitalakotrokotroka ny riana sasany. [1.1]
Explanations in English Rapids, a waterfall [1.7]
Explanations in French Rapide, cascade [1.8]
Examples 
1Ndeha hitsinjo riana eo izy. [2.245]
2Mandre reoreo lava, toy ny saobakaka ambody riana. [2.69]
3Tiany ny fofon-tendrombohitra voatantavan' ny fangarangaran' ny riana. [2.529]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Phytonyms 
Toponyms 
Proverbs 
Illustrations 

Anagrams 

Entry drian > ria
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandehanan' ny rano izay mafy firiotra; fanetsiketsehana zavatra ao anaty rano; fandehandehanana etsỳ erỳ amin-kafaliana. [1.1]
Derivatives 
Synonyms riaria
Compound words 
Toponyms 

Anagrams 

Entry drian > dria
Part of speech noun
Explanations in English Used for dia, a step, a foot. (Prov.) [1.2]