|
|
|
|

Entry1  drey
Part of speech  2  interjection [Full list]
Explanations in Malagasy  3  [1.10] Dray na Drey na Endrey na Adrey na Dray: tenim-piontanana voatonona amim-pahatairana raha misy mahagaga tsy nampoizina, na mahafaly tampotampoka, na misy maharary tsy aritra. (Ny tena ahalalana azy ho fanehoam-pahagagana, na hafaliana, na fangirifiriana anefa dia miankina amin' ny feo sy ny anononan' ilay olona miteny azy mbamin' ny fahitana ny endriny sy ny fihetsiny eo am-pitenenana). -- Indraidray ny dray dia atao solony tambinteny hoe: izaitsiizy na tokoa tokoa, ets.; ary ny fanao amin' izany dia ny Edrey, toy izao: Lafo dia dray izany peratrao izany! ~ Lafo dia edrey izany peratrao izany !
Examples  4  izao no natao : drey drey drey! [2.59]
5  Fa rahefa izaho no mitondra, drey! [2.4]
6  alahany eo aloha lahy izy telo mirahavavy, bikain'izy mivady avy eo aoriana, ka drey! [2.314]
Other spellings  7  adray, adrey, dray, endrey

Updated on 2020/07/31