Entry | don-tandroka | |
Elementary words | dona ; tandroka | |
Part of speech | locution | |
Explanations in Malagasy | Teny fampitahorana atao amin' ny osa, saro-tahotra.., mba hahatonga azy hamboraka ny ao ampony na hanaiky lembenana, fomba mazàna ampiasain' ny mpaka am-bavany [1.1] | |
Updated on 2023/05/24 |