Entry domiverina (dona, verina)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fipaikan-javatra amin' ny rindrina na zavatra hafa izay mahatonga azy hiverina amin' ny toerana niaviany ihany indray: Raha sendra rindrina ny feo, dia manao domiverina, ka izany no mahatonga ny ako [Rajemisa 1985]
Explanations in French choc en retour [Abinal 1888]
 contre-coup [SLP 1986]
Compound words, titles, names 

Entry Domiverina
Part of speech name (book or play title)
Explanations in French opĂ©rette de 1939 [Ranaivoson 2004]
Author Rajaonson Charles, 1939
Tables and plates All the titles

Updated on 2020/07/31