Entry |
ditsika
|
Part of speech | adjective
|
Explanations in Malagasy | Misy zavatra ao anaty maso: Ditsika aho ka andraso kely aloha Tafiditry ny vovoka na poti-javatra ny maso ka jemby na tsy mahita: Ditsika ny masoko ka mitete ranomaso Entin' ny alahelo na fahoriana mihatra ka feno ranomaso [1.1]
|
Explanations in French | [Tankarana]
Poussière dans l'oeil. [1.19]
|
| Un grain de poussière, un fétu qui entre ans l’œil ; l’œil aveuglé, rendu malade par ce fétu (ivrogne) ébloui par l'alcool Terme servant de précaution oratoire durant le deuil royal [1.3]
|
Derivatives |
Synonyms | |
Compound words |
|
Other spellings |
Proverbs |
|