Entry | 1 adiridiry |
Part of speech | 2 passive verb |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Henjanina mafy ny hodi-maso mba hahatonga ny maso hivandraka sy hisokatra be: Aza adiridiry ohatra izao ny masonao fa mahatahotra |
Explanations in English |
4 [1.2] used of that which is stretched or made to be tense |
Explanations in French |
5 [1.3] À tendre, qu'on tend |
Root | 6 diridiry |
Morphology |
|
Proverbs | 11 Proverbs containing the word adiridiry |
Anagrams | 12 adiridiry, aridiridy |
Updated on 2025/01/21 |
![]() |