Entry dinihina (dinika)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Fakafakaina, alaina ambony alaina ambany: Tokony hodinihina tsara izany raharaha izany [1.1]
Explanations in English To be examined into, to be talked over minutely, to be admonished [1.2]
 To be closely examined [1.7]
Explanations in French Qu'on rumine, qu'on examine: Tokony ho hodinihinao tsara izany (Vous devez bien examiner cela) [1.3]
 Qu'on examine de près [1.8]
Examples 
1Maika loatra izany fa tsy maintsy dinihina tsara. [2.332]
2Iza no mahazo tombony amin' ny inona, raha dinihina? [1.369]
3Matetika moa ny zavatra tsy hita raha tsy efa dinihina ela. [2.643]
Morphology 
Present : dinihina, dinihiko, dinihinao, dinihiny, dinihintsika, dinihinay, dinihinareo, dinihin', dinihin-, dinihim-, dinihi-
Past : nodinihina, nodinihiko, nodinihinao, nodinihiny, nodinihintsika, nodinihinay, nodinihinareo, nodinihin', nodinihin-, nodinihim-, nodinihi-
Future : hodinihina, hodinihiko, hodinihinao, hodinihiny, hodinihintsika, hodinihinay, hodinihinareo, hodinihin', hodinihin-, hodinihim-, hodinihi-
Imperative : diniho
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2024/01/13