|
|
|
|

Entry1  dingana
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Refin' ny elanelan' ny tongotra roa eo ampamindrana: Lava dingana ianao izany noho izaho
Halavan-drefy mitovy amin' ny tsaikona mahery kely na ny dia maika (telon-jehy sy hondry: 0,60 m)
Explanations in English  4  [1.2, 1.7] a step, a leap
Explanations in French  5  [1.8] pas, enjambée
Examples  6  Raha ny marina, mbola marefo ihany ireo dingana vita ireo. [4.27]
7  dingana lehibe tamin'ny famoriana ny olona ho fanjakana io. [2.508]
Derivatives 
8  Active verbs :
9  Passive verbs :
10  Relative verbs :
11  Names :
12  Adjectives :
Synonyms  13  dika, vikina
Compound words 

Anagrams  16  adingan, dingana, nadinga, nangady

Updated on 2023/08/11