Entry (1/2) | 1 dingadingana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in English |
3 [1.2] a kind of fish (Prov.) 4 [3.1] sea cucumber, trepang |
Explanations in French |
5 [1.19] [Tankarana]
nom d'un poisson de mer ; sorte d'oursin, holothurie (...chinodermes). 6 [3.1] concombre de mer, holothurie, trépang |
Vocabulary |
7 Zoology: invertebrates |
Illustrations |
|
Entry (2/2) | 9 dingadingana |
Part of speech | 10 noun |
Explanations in Malagasy |
11 [1.1] Karazan-javamaniry (Psiadia dodonaefolia) |
Explanations in English |
12 [1.2] a shrub, the leaves of which are used for annealing new water-pitchers; the latter are heated and then rubbed with the leaves. The leaves are also used for condyloma; the sihanaka use them for scabies. Psiadia dodonaefolia, St. |
Explanations in French |
13 [1.3] arbuste, Psiadia dodonaefolia, St. 14 [1.196] (de dingana : action d'enjamber, de sauter par dessus un obstacle, d'empiéter sur autre chose). Nom donné à diverses plantes réputées envahissantes Principalement : Psiadia altissima (DC.) Drake (Asteraceae). Voir dingadinga [Merina] 15 [Bezanozano] 16 [Betsimisaraka] 17 [Tanala] Dombeya linearifolia Hochr. (Malvaceae). [Tankarana] |
Examples |
18 Ny dingadingana namoa tsy an-dravina ny hazotokana namoa tsy am-bony ary ny paiso nandika taona ka nahoana re no nanjary niova toy izany izy, razoky? [2.131#418] 19 Vinitra ery izy nidina ny fasana, nosavasavainy maika toa nampitahotra azy ireo vero sy dingadingana milobolobo ary nirintona nanitsy ny tranony, tsy vonona hanohy lalao intsony. [2.470#30] |
Vocabulary |
20 Botany: medicinal plants |
Phytonyms |
|
Scientific name |
|
Updated on 2024/10/14 |