Entry deka isan-drainy
Elementary words dekà ; isa ; ray
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Dekàn' ny manamboninahitra maromaro, samy andraisana vitsivitsy avy hampanaovina ny raharaha iaraha-miandraikitra [1.1]

Updated on 2023/06/11