Entry (1/4) | 1 de |
Part of speech | 2 conjunction [Full list] |
Explanations in Malagasy |
3 [1.78] [Betsimisaraka]
dia |
Entry (2/4) | 4 de
![]() |
Part of speech | 5 preposition [Full list] |
Explanations in Malagasy |
6 [1.1] n', ny: La maison de mon père (Ny tranon' ikaky) amy, ao an-, an-, any, vao: Les gens de la maison (Ny olona ao an-trano) / Faire entrer quelqu'un de force (Mampiditra olona an-kery) / Il vient de la campagne (Avy any an-tsaha izy) / Il vient de sortir (Vao nivoaka teo izy) hatrany, hatramy: Il est allé de Paris à Rome (Nandeha hatrany Paris ka hatrany Roma izy) / Du matin au soir (Hatramy ny maraina ka hatramy ny hariva) momba, anisa, araka, ho: Cours d'histoire (Fampianarana momba ny tantara) / Je suis de vos amis (Anisan' ny sakaizanao aho) / De l'aveu de tout le monde (Araka ny hevitry ny be sy ny maro) 7 [1.9] hatrany, hatramin', avy amin', an', ao, amin': Un plat d'argent (vilia vola) / De près (akaiky) / Faire de son mieux (manao izay azo atao mihitsy) / De ce que (satria) / |
Entry (3/4) | 8 dé
![]() |
Part of speech | 9 noun |
Explanations in Malagasy |
10 [1.66] fanosehana |
Entry (4/4) | 11 dé
![]() |
Part of speech | 12 noun |
Explanations in Malagasy |
13 [1.66] kodiakely |
Illustrations |
|
Updated on 2025/02/02 |
![]() |