Entry (1/2) | 1 fanosehana |
Root | 2 tosika |
Part of speech | 3 noun |
Explanations in Malagasy |
4 Fandronjenana mba hivoaka amin' ny faritra iray mamotraka, fandroahana [1.1] |
Explanations in French |
5 L’action de pousser, de chasser de la caste, le temps, l’instrument 6 la viande que l'on mange avec le riz (elle pousse le riz, aide à le manger) [1.3#734] |
Examples |
7 Ny impiton' ny fanosehana kosa dia ny tenako no nanaovako fanandramana. [2.499#] 8 ho fandevonana ny havandra sy ho fanosehana azy ho any amin' ny tany tsy misy vary. [2.588#] |
Entry (2/2) | 9 fanosehana |
Root | 10 tosika |
Part of speech | 11 noun |
Explanations in Malagasy |
12 Vy na varahina, miendrika kaopy bitika kely, isisihan' ny fanondro ka entina manosika ny fanjaitra mba tsy hampaharary ny fanondro 13 Laoka; izay rehetra entina manosika ny sakafo [1.1] |
Explanations in English |
14 A thimble. See leDE [1.2] 15 a thimble [1.7] |
Explanations in French |
16 dé à coudre [1.3#734, 1.8] |
Examples |
17 Ao ho ao an-joron-databatra ny fanosehana (Le dé est par là dans un coin de la table) [1.107#77] |
Vocabulary |
18 Economy: clothing |
Updated on 2023/02/22 |