|
|
|
|

Entry1  dabo-dela
Part of speech  2  locution
Explanations in Malagasy  3  [1.1] Enti-milaza ny olona matavitavy lela ka tsy afa-miteny tsara, fa raha miteny izy, dia mitrangatranga ny lelany ka tsy mahavoaka mazava ny teny lazainy ny feony fa toy ny miraikitra
Explanations in English  4  [1.2] [lela, the tongue] one in the habit of opening his mouth so as to show his tongue projecting and rolling a little beyond the teeth, and yet not able to speak
Elementary words  5  daboka, lela

Updated on 2024/12/07