Entry biko
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Betsileo] Enti-milaza karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety mifaingoka kely izy io, mety koa nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loba, nefa koa misy tandroka efa biko vita-Nanahary [1.1]
  [Sakalava] Karazan-tandrok' omby namboarina hatramin' ny fitsiriany haka ny endrika itiavana azy, ka mety ho voa-Janahary ny bikany, mety ho nafaingoka kely, mety koa ho nafaingoka hiolaka tanteraka mila hikasika ny loha [1.1]
Explanations in French Bancal, tordu [1.13]
Derivatives 
Synonyms bikoa
Tables and plates Shapes of Cattle Horns
Illustrations 

Entry biko
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy  [Taisaka] Mandringa [1.78]

Anagrams 

Updated on 2024/01/18