Entry | 1 bilabila |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 [1.1] Tsy mahitsy mitapatapaka, toy ny tsipika ahitana ny tselatra eny amin' ny habakabaka na ny sarin' ny tongotr' olona iray bingo mihazakazaka |
Explanations in English |
4 [1.2] irregularity, crookedness, tortuousness |
Explanations in French |
5 [1.3] (duplicatif fréquentatif, plus usité) |
Root | 6 bila |
Derivatives |
|
Updated on 2025/03/30 |
![]() |