|
|
|
|

Entry1  bika
Part of speech  2  noun
Explanations in Malagasy  3 Toetran' ny toe-batana, izay tombanana indrinciraeo amin' ny fijorony: Tsara bika io lehilahy io fa tsy lava tsy fohy izy ary tsy matavy tsy mahia
4 Fisehoan' ny endriky ny zavatra iray ety ivelany: (Matetika amin' ny endrika verindroa: bikabika no ampiasaina ny teny amin' itỳ hevitra itỳ): Tahaka ny ahoana ny bikabikan' ilay bokinao very izay [1.1]
Explanations in English  5 shape, figure, form, make, appearance, mien, contour. See endrika, tsangana [1.2]
6 a shape, form, figure, appearance [1.7]
Explanations in French  7 forme, conformation, mine [1.8]
Examples  8  Izao re no bikako / izao no tarehiko [2.131]
9  Endrik' olona izany, bikan' olona izany! [2.4#7]
Morphology 
10  Simple :
Derivatives 
Active verbs :
Passive verbs :
Relative verbs :
Nouns :
Adjectives :
All compound words  19  12 combinations of that word
Proverbs  20  Proverbs containing that word
Tables and plates  21  label="tandrokomby" run="omby?tv=t" /> Izao re no bikako / izao no tarehikoEndrik' olona izany, bikan' olona izany!

Anagrams  22 baky, bika, 23 kiba

Updated on 2026/02/26