Entry baka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Taisaka, Tambahoaka, Tanala] voninahitra [Rakotosaona 1972]
  [Taisaka] hasina [Rakotosaona 1972]
  [Tanala] haja [Rakotosaona 1972]
 voninahitra [Rajemisa 1985]
 boròka, voninahitra, zo aman-kaja, laza tsara ananan' ny olona tsirairay [Akademia 2005]
English definition honour, fame, respect, reputation. It is only used with afaka and ala [Heb. Berakah, blessing; Swa. Baraka, blessing; barakoa is the mask used by Mahommeddan women.] [Richardson 1885]
French definition honneur, réputation [Abinal 1888]
  [Taisaka] honneur [Deschamps 1936]
Compound words, titles, names 
Examples Tsy manaiky aho fa ny barakako mihitsy no nalanao tamin' ny nitenenanao ahy teo imason' ny olona rehetra teo [Rajemisa 1985]

Entry baka
Part of speech noun
Malagasy definition voaly manarona ny hatreo ambany maso no midina amin' ny tarehin' ny vehivavy silamo [Akademia 2005]

Entry baraka
Part of speech noun
Malagasy definition elabakàka manampina ny lalanjaza amin'ny tovovavy mbola tsy nanao firaisana [SLP 1986]
French definition hymen [SLP 1986]
Vocabulary 
Synonyms sarom-pivaviana

Entry baraka
Part of speech noun
Malagasy definition  [Betsimisaraka, Sihanaka] henatra [Rakotosaona 1972]

Entry baraka
Part of speech adverb [full list]
Malagasy definition  [Betsimisaraka] hatramin' [Rakotosaona 1972]

Entry Baraka
Part of speech name (biblical) [full list]
 Baraka [Baiboly]
English definition Barak [Baiboly]
French definition Baraq [Baiboly]
Vocabulary 
Examples Ary nantsoin'i Baraka ho any Kadesy ny Zebolona sy ny Naftaly; [Baiboly: 7:004:010/Mpitsara 4:10..]
Quotes 
Articles 

Entry Barakà
Part of speech name (biblical) [full list]
English definition Berachah [Baiboly]
French definition Beraka [Baiboly]
Vocabulary 
Synonyms Beraka
Quotes 

2016/02/29