|
|
|
|

Entry1  bamba iray
Elementary words  2  bamba, iray
Part of speech  3  locution
Explanations in Malagasy  4  [1.10#B.46] miravona tsy misy avo sy iva, na fiavakavahana
5  [1.1] bamba
Explanations in English  6  [1.7] level or alike all over
Explanations in French  7  [1.8] égal ou de même niveau partout, uniforme
Examples  8  [1.223] ka nanjary bamba iray tsy nisy famavany intsony mampahatsiaro irony tongo-tsariolona vorodamba, filalaon'ny ankizy fahizay.
9  [2.472] tsy hita loatra ny hanavahana ny hoditra mitanjaka sy ny faritra mitafy amin' ny tenany, fa saika bamba iray izany rehetra izany.
Other spellings  10  bambaray, bambiray

Anagrams  11  bamba iray, mibarabay

Updated on 2025/02/02