|
|
|
|

Entry (1/3)1  bamba
Part of speech  2  adjective
Explanations in Malagasy  3 miravona ho iray, mitovy tantana, rano iray [1.10#B.46]
4 miely eran' ny manodidina rehetra, mihanaka hatraiza hatraiza, fampiasa indrindra amin' ilay fiteny hoe:
5 Bamba iray na bambaray,
6 izay mety hanan-kevitra roa: 1) Mitovy tantana hatrany hatrany:
7 Tamin' ilay tondra-drano taona itsỳ, bamba iray daholo no fijery ny havoana sy ny lemaka 2) Rakotra hatraiza hatraiza:
8 Bambarain' ny fery ny tenan' i Joba [1.1]
Explanations in English  9 spreading over, covering, as eruptions in cutaneous diseases [1.2]
Explanations in French  10 étendu partout, qui couvre également tout [1.3#73]
Synonyms  11 bamba iray, bambaray, bambiray
All compound words  12 bamba iray

Entry (2/3)13  bamba
Part of speech  14  noun
Explanations in Malagasy  15 manda na tanàna fiarovana
16 manda na rindrina rava, mikoa, mirodana [1.10#B.46]
Explanations in English  17 a fortification
18 a fallen wall [1.2]

Entry (3/3)19  bamba
Part of speech  20  noun
Explanations in Malagasy  21 filanjana bao tokana [1.10#B.46]
Explanations in English  22 a single-poled palanquin [Provincial] [1.2]

Updated on 2025/11/17