Entry babeo (baby)
Part of speech imperative of passive verb babena [full list]
Examples 
1Tantano ny jamba, tohino ny marenina, mitondra tehina ny tsy afaka, babeo ny malemy [Callet: Tantara, page 92]
2Tsambikim-bato mandeha vato telo
babeo ahy ry zoky fa sasatra
[Fox: Hainteny, number 101]

2014/09/16