Entry | avo ranjana (avo, ranjana) | |
Part of speech | expression | |
Malagasy definition | lava ranjo [Rajemisa 1985] | |
Examples | Ilay natao hoy Ramasy dia lehilahy avo ranjanana, matanjaka, mainty fihodirana, ary manao fitafia-miaramila volontany efa ela niasana. [Andraina: Mitaraina, page 200] | |
Quotes | Proverbs containing the word avo ranjana | |
2013/06/06 |
![]() |