Entry avarabaratra (avaratra)
Part of speech noun
Explanations in French (duplicatif) [1.3]
Examples 
1Itsy avarabaratra itsy angamba no nisy ny tranobongon' i Ndriana mianaka? [2.5]
2Tsy hamely anao aho, fa tsy tiako ny haka fotsiny ny taninao, ka homeko tany hafa ho solony ianao ery avarabaratra ery. [2.472]
Analogs  atsimotsimo ~ atsinanananana ~ andrefandrefana

Updated on 2023/10/20