Entry (1/2) | 1 avana |
Part of speech | 2 noun |
Explanations in Malagasy |
3 antsibenandriamanitra [Betsimisaraka]
[1.78] 4 Zava-miseho indraindray eny amin' ny habakabaka, rehefa misy orana, izay miendrika andohalambo makadiry mipaka amin' ny lanin' ny vodilanitra roa, ary misy loko fito fototry ny loko rehetra: mena, volondaoranjy, vony, maitso, manga, angana ary volomparasy; rehefa misy avana miseho dia fambara fa efa hitsahatra ny orana [1.1] |
Explanations in English |
5 the rainbow [1.7] |
Explanations in French |
6 arc-en-ciel [1.3#67, 1.8] 7 nimbe, lumière, éclat, splendeur [1.3#67] |
Examples |
8 jereo ange iry avana! [2.324] 9 Rehefa vita ny famonoana dia latsaka ny erika, ary nisy avana [2.649] 10 manana ny lokon'ny avana, na antsibenandriamanitra, tsara tarehy aoka izany. [2.314] |
Vocabulary |
11 Meteorology |
Derivatives |
|
Compound words |
|
Titles |
|
Article |
15 Randzavola: avana ao amin' ny Baiboly |
Entry (2/2) | 16 avana |
Root | 17 ava |
Part of speech | 18 passive verb |
Explanations in Malagasy |
19 Enti-milaza ny voly izay karakaraina ka ongotana ny ahidratsy maniry eo aminy: Efa tokony havana ity tanimbary itỳ fa be loatra ireo ahidratsy [1.1] |
Explanations in English |
20 to be weeded [1.7] |
Explanations in French |
21 qu'on sarcle [1.3#66, 1.8] |
Morphology |
|
Proverbs | 26 Proverbs containing the word avana |
Anagrams | 27 anava, avana |
Updated on 2023/10/23 |